Slide title FKM-NY
Mikalast 2
Krisasy 2025 Vehivavy
Rolling 11
Krisasy 2025 Lehilahy
Image 0002
Alina Masina
Rolling 22
Ry kambana efatra mirahalay
Rolling 22
Fianakaviana
Ny ankizy
ALAHADY HO AN'NY TANORA, 15 MARTSA 2026 3:00 ORA FOLAKANDRO. NATOAKANA HANDRAISAN'NY TANORA ANDRAIKITRA AO AMIN'NY FIAINAN'NY FIANGONANA FKM-NY
Ny Daty androany dia: HTML Slideshow
Martsa

Miarahaba ny isan-tokantrano amin'ny anaran'i Jesoa Kristy Tompontsika,

"Tsy manana fifaliana mihoatra noho izao aho, dia ny andrenesako fa mandeha araka ny fahamarinana ny zanako" 3 Jaona 1 4

Ny fiangonana FKM-NY dia faly manasa antsika ho tonga hiara-mivavaka mandritry ny fotoana izay natokany ho Alahadin'ny Tanora.

    Toy izao ny andinindininy:
  • Fotoana: Alahady 15 Martsa 2026
  • Manomboka amin'ny 03 ora tolakandro
  • Toerana: French Evangelical Church, 126-128 W16th St, New York NY 10011

Hisy ny fandraisana ny fanasan'ny Tompo.

Toy ny mahazatra, aorian'ny fotoana dia hisy ny fiaraha-miasakafo izay hanasana antsika samy hitondra sakafo hifampizaràna.

Misaotra Tompoko,

Pastora Perline Cooper
sy ny birao mpiara mitantana.

© 2026 FMK-NY
Unsubscribe

FKM-NY is a congregation of Malagasy worshipers based in New York and its surrounding areas, including individuals living in the Tri-State region (New York, New Jersey, and Connecticut), as well as Malagasy people passing through for work, study, or visiting family in the New York area.
The congregation was officially established on September 8, 2008, in the State of New Jersey.
Pastor Samoela Andriani was the first pastor, serving from as early as 1999 up until 2012, even before the official founding in 2008. Since 2013, Pastor Perline Cooper has been leading FKM-NY.
Since November 2016, the congregation has been worshiping at 126–128 West 16th Street, at the French Evangelical Church (FEC) in New York, and continues to do so today.
FKM-NY is committed to fellowship and cooperation with all churches that believe in Jesus Christ. It remains interdenominational, welcoming worshipers from various Christian denominations in Madagascar to participate in all church activities.

All for the glory of Jesus Christ alone.

TOERANA MISY FIVAVAHANA ATY AMERIKA AVARATRA

FJKM Quebec

FKM Washington DC

FJKM Ottawa

FJKM Montreal

FLM CANADA/Motreal